Hijery ny anatiny

15 JONA 2015
AZERBAÏDJAN

Mitaky ny Hampitsaharana ny Fanagadrana Tsy Ara-drariny ny Vavolombelon’i Jehovah

Mitaky ny Hampitsaharana ny Fanagadrana Tsy Ara-drariny ny Vavolombelon’i Jehovah

Vehivavy Vavolombelon’i Jehovah roa no nosamborina sy notanana am-ponja vonjimaika, tamin’ny 17 Febroary 2015, noho izy ireo niresaka ny zavatra inoany tamin’ny hafa. Nentina toy ny mpanao heloka bevava raindahiny anefa izy ireo. Manazava ny zavatra iainan’izy ireo ny solontenan’ny Fikambanan’ny Vavolombelon’i Jehovah Manerana An’i Eoropa. Araho ny zavatra nolazainy.