Hijery ny anatiny

29 MEY 2019
ETAZONIA

Atlanta, Etazonia: Fivoriambe Iraisam-pirenena 2019 hoe “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”!

Atlanta, Etazonia: Fivoriambe Iraisam-pirenena 2019 hoe “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”!
  • Daty: 17-19 Mey 2019

  • Toerana: Mercedes-Benz Stadium any Atlanta, Etazonia

  • Fiteny: Amharique, anglisy, rosianina

  • Tampon’isan’ny mpanatrika: 46374

  • Tontalin’ny natao batisa: 314

  • Solontena avy any ivelany: 5000

  • Sampana nasaina: Aostralazia, Brezila, Etiopia, Failandy, Frantsa, Grande-Bretagne, Gresy, Holandy, Hong-Kong, Israely, Italia, Japon, Kanada, Kazakhstan, Kolombia, Portogaly, Romania, Silia, Skandinavia, Trinité sy Tobago

Hisy topy maso miaraka amin’ny tahirin-tsary havoaka ato amin’ny Vaovao, ato amin’ny jw.org, isaky ny misy fivoriambe iraisam-pirenena vita, amin’ity 2019 ity. Miisa 24 izy ireo ary ity no voalohany amin’izany.

 

Vavolombelon’i Jehovah maromaro maka sary eo ivelan’ilay toerana anaovana fivoriambe

Rahalahy Stephen Lett, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana, manao ny lahateny famaranana ny asabotsy

Rahalahy manao batisa ao amin’ny iray amin’ireo dobo roa nampiasaina nandritra ny fivoriambe

Rahalahy sy anabavy mihaino fandaharana

Ny sasany amin’ireo mpanompo manontolo andro manokana 164, mandritra ny lahateny famaranana ny alahady

Vahiny miara-manompo amin’ny mpitory ao Atlanta

Vahiny maka sary, manao akanjo mampiavaka ny tany niaviany

Ankizy Vavolombelona mampiseho soratra amin’ny vahiny hoe: “Efa ao Ambadika Ao; Any Amin’ny Paradisa Mihaona”

Sary nalaina tamin’ny andro famaranana an’ilay fivoriambe: Vahiny manao akanjo mampiavaka ny Etiopianina

Fanaovam-beloma ny mpanatrika rehetra tamin’ny korana iray, ary nisy soratra vaventy teny amin’ny sehatra hoe “Tianay Ianareo!”