31 MEY 2019
ETAZONIA
Miami, Etazonia (Espaniola): Fivoriambe Iraisam-pirenena 2019 hoe “Tsy ho Levona Mandrakizay ny Fitiavana”!
Daty: 24-26 Mey 2019
Toerana: Marlins Park any Miami, Etazonia
Fiteny: Espaniola
Tampon’isan’ny mpanatrika: 28562
Tontalin’ny natao batisa: 230
Solontena avy any ivelany: 4600
Sampana nasaina: Amerika Afovoany, Arzantina, Bolivia, Brezila, Cuba, Ekoatera, Eoropa Afovoany, Espaina, Grande-Bretagne, Kanada, Kolombia, Paragoay, Peroa, Philippines, Silia
Rahalahy sy anabavy any Miami miarahaba tonga soa an’ireo vahiny
Ankizivavy telo Vavolombelon’i Jehovah maka sary eo ivelan’ilay toerana anaovana fivoriambe
Rahalahy Kenneth Cook, anisan’ny Filan-kevi-pitantanana, manao ny lahateny famaranana ny asabotsy
Olona efatra atao batisa
Mpanatrika miaraka mihira mafy mandritra ny fandaharana ny asabotsy
Miaraka manao fampirantiana ny anabavy iray ao Miami sy ny anabavy vahiny iray, eo ivelan’ny Kislak Center any amin’ny Miami Dade College
Mpanompo manontolo andro manokana avy any an-tany hafa, mijoro eo amin’ilay kianja anaovana fivoriambe, mandritra ny lahateny famaranana, ny alahady
Anabavy eo an-toerana mikarakara chorizo sy empanadas ary paella, mandritra ny fiarahana amin’ny vahiny
Anabavy manao dihy espaniola, mandritra ny korana takariva
Mankafy ny fampisehoana ao amin’ny West Palm Beach ny vahiny