Hijery ny anatiny

7 NOVAMBRA 2012
ETAZONIA

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Hotel Bossert

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah ny Hotel Bossert

Namidin’ny Vavolombelon’i Jehovah tamin’i David Bistricer, ao amin’ny Clipper Equity, sy ry Chetrit ilay Hotel Bossert teo aloha, izay any amin’ny 98 Montague Street, any Brooklyn Heights. Nanomboka nanamboatra an’ilay tranobe manontolo ny Vavolombelona tamin’ny 1983, mba hanarahana ny fenitra napetraky ny vaomiera mpiaro ny vakoka, ary nahazoan’izy ireo mari-pankasitrahana izany. Hoy i David Semonian, mpitondra tenin’ny Vavolombelona: “Nahafinaritra anay ny nikarakara ny Bossert nandritra an’izay 25 taona izay. Tsara tarehy ilay trano ary tena nandray anjara be teo amin’ny tantaranay.”

Filazam-baovao: David Semonian, Biraon’ny Filazam-baovao, tel. +1 718 560 5000

 

Hamaky ny Tohiny