Fotoana Niavaka Tany Amin’ny Faritanin’ny Palestinianina
JANOARY 2014: Nomen’ny manam-pahefana kopia nahaterahana ihany ny zanaka Vavolombena, rehefa nolavina imbetsaka
2 OKTOBRA 2013: Nolavin’ny Fitsarana Avo any Ramallah ny fangatahana mba hekena ho ara-dalàna
20 SEPTAMBRA 2010: Naverina nalefa indray ny fangatahana mba hekena ho ara-dalàna, saingy tsy nahazo valiny
4 AOGOSITRA 1999: Nalefa tany amin’ny filohan’ny Fahefana Palestinianina ny fangatahana mba hekena ho ara-dalàna, saingy tsy nolavina
1967: Lasa any Cisjordanie any Israely ny fiangonana roa tao amin’ny faritanin’i Jordania
1948: Lasa ao amin’ny faritanin’i Jordania ny fiangonana roa voalohany tany Palestina, taorian’ny ady
1920: Niforona ny fiangonan’i Vavolombelon’i Jehovah voalohany tany Ramallah
1891: Nitsidika an’i Palestina i Charles Russell, izay prezidà voalohany tao amin’ny Fikambanana Tilikambo Fiambenana