Hijery ny anatiny

19 FEBROARY 2020
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Efa Misy Amin’ny ASL ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Manontolo

Efa Misy Amin’ny ASL ny Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Manontolo

Jereo ato hoe nanao ahoana ny fihetseham-pon’ny marenina rehefa nahazo Baiboly amin’ny tenin’ny tanana amerikanina (ASL) izy ireo, ary inona no vokatr’izany teo amin’izy ireo.