Hijery ny anatiny

28 JONA 2013
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Mandroso Be ny FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon’i Jehovah

Mandroso Be ny FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon’i Jehovah

Vao haingana izay, dia nahatratra 100 ny fiteny amin’ny FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon’i Jehovah. Ao no ahitana ny boky sy gazety navoakan’ny Vavolombelon’i Jehovah, ary ahafahana mampitaha andinin-teny na lahatsoratra amin’ny fiteny hafa.