Hijery ny anatiny

5 MEY 2014
VAOVAO IRAISAM-PIRENENA

Ny Hevitry ny Manam-pahaizana Momba ny Zo Tsy Hanao Miaramila

Ny Hevitry ny Manam-pahaizana Momba ny Zo Tsy Hanao Miaramila

Resahin’ny manam-pahaizana hoe nahoana no lasa anisan’ny zon’olombelona any Eoropa ny fandavana tsy hanao miaramila noho ny feon’ny fieritreretana.

  • Filohan’ny Filan-kevitra Eoropeanina Momba ny Zon’olombelona Atoa Nils Muiznieks. Andraikiny ny manao izay hanajan’ireo firenena anisan’ilay filan-kevitra ny zon’olombelona.

  • Solontenan’i Royaume-Uni ao amin’ny Vaomieran’i Venise Atoa Richard Clayton. Ny Vaomieran’i Venise no mpanolo-tsaina momba ny lalàm-panorenana ao amin’ny Filan-kevitra Eoropeanina.

Jereo ireo zava-nisongadina tamin’ny fanadinadinana azy ireo.