Italia
Fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah Nenjehin’ny Nazia sy ny Fasista
Natao tao amin’ny Risiera di San Sabba any Trieste, any Italia, ny fahatsiarovana ny Vavolombelon’i Jehovah an’arivony nenjehin’ny Nazia manerana an’i Eoropa.
Fitsarana Tampony any Italia: Manan-jo Hifidy ny Fitsaboana Azy ny Vavolombelon’i Jehovah
Vao mainka hajaina ny zon’ny mpiara-manompo amintsika hifidy an’izay fitsaboana mety aminy, noho ny didim-pitsarana navoaka vao haingana.
Mahaliana ny Dokotera any Italia ny Fitsaboana Solon’ny Fampidiran-dra
Nisy fihaonam-be roa nahafahana nanome fanazavana farany ho an’ny mpitsabo, momba ny fitsaboana tsy ampiasana ra. Mitantara ny zavatra tsara hitany koa ny anestezista sy ny dokotera mpandidy sasany, izay nitsabo Vavolombelon’i Jehovah.
Ampahany Amin’ny Fanadinadinana ny Tompon’andraikitry ny Fonjan’i Bollate
Mihatsara ny fiainan’ny gadra ao amin’ny fonjan’i Bollate, satria misy Efitrano Fanjakan’ny Vavolombelon’i Jehovah ao.
Nampahery ny Mpiray Tanàna Aminy ny Vavolombelon’i Jehovah any Italia Taorian’ilay Horohoron-tany
Mandray anjara amin’ny ezaka manokana hampaherezana ny olona eran-tany ny Vavolombelon’i Jehovah any Italia. Vao mainka izy ireo miezaka mafy mampahery an’ireo tratran’ny horohoron-tany tany Latium sy Les Marches ary Ombrie.