Fotoana Niavaka Tany Namibia
24 JONA 2015: Notohanan’ny Fitsarana Tampony ny zon’i Efigenia Semente hifidy an’izay tiany hatao amin’ny vatany ary hanapa-kevitra momba an’izay fitsaboana harahiny
3 NOVAMBA 2008: Nosoratan’ny fitondrana ho ara-panjakana ny fikambanana ampiasain’ny Vavolombelon’i Jehovah, izany hoe ny Fiangonana Kristianin’ny Vavolombelon’i Jehovah eto Namibia
21 MARTSA 1990: Lasa firenena mahaleo tena i Namibia
1929: Nanao tatitra momba ny asany voalohany tany Namibia ny Vavolombelon’i Jehovah
1 OKTOBRA 1922: Nasain’ny Fikambanam-pirenena notatanan’i Afrika Atsimo, izay nofehezin’ny Anglisy tamin’izany, ny faritr’i Afrika Andrefana