Hijery ny anatiny

16 FEBROARY 2021
ROSIA

Ampandoavin’ny Fitsarana Rosianina Lamandy ny Ranabavy Yuliya Kaganovich

Ampandoavin’ny Fitsarana Rosianina Lamandy ny Ranabavy Yuliya Kaganovich

Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Birobidzhan any amin’ny Faritra Mahaleo Tena Jiosy ny Ranabavy Yuliya Kaganovich, tamin’ny 16 Febroary 2021, satria hoe “nandray anjara tamin’ny asan’ny fikambanana mampidi-doza.” Nampandoavina 10 000 roubles (135 dolara amerikanina) izy.