Hijery ny anatiny

Rahalahy Sergey Dvurechenskiy

17 Mey 2024
ROSIA

‘Anisan’ny Fianakavian’i Jehovah Aho’

‘Anisan’ny Fianakavian’i Jehovah Aho’

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritr’i Vyselkovskiy any amin’ny Faritanin’i Krasnodar dia hamoaka didim-pitsarana momba ny Rahalahy Sergey Dvurechenskiy. Tsy mbola nilaza ny sazy homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Tena mampahery antsika ny modelin’i Sergey sy izay rehetra efa nahatsapa hoe “ampingan’izay rehetra mialoka aminy” i Jehovah.​—Salamo 18:30.

Zava-nitranga

  1. 13 Febroary 2022

    Nisy trano 31 nosavan’ny manam-pahefana tany Vyselki sy ny tanàna teo akaikiny, dia anisan’izany ny tranon’i Sergey

  2. 15 Jona 2023

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  3. 10 Aogositra 2023

    Tsy nahazo nanao dia lavitra

  4. 8 Febroary 2024

    Nanomboka ny fitsarana azy