Hijery ny anatiny

Rahalahy Aleksey Pasynkov

23 MEY 2024
ROSIA

“Eo Foana i Jehovah Hanampy Ahy”

“Eo Foana i Jehovah Hanampy Ahy”

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritry ny Repoblikan’i Karatchaïévo-Tcherkessie dia hamoaka didim-pitsarana momba ny raharaha mahakasika ny Rahalahy Aleksey Pasynkov. Tsy mbola nilaza ny sazy tokony homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Faly isika mahalala hoe na dia miatrika fitsapana isan-karazany aza isika, dia afaka mialoka amin’i Jehovah sady hifaly aminy.​—Salamo 5:11.

Zava-nitranga

  1. 23 Novambra 2021

    Nisambotra azy tany amin’ny toeram-piasany ny manam-pahefana dia avy eo nisava ny tranony

  2. 8 Desambra 2022

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  3. 3 Martsa 2023

    Nosavana fanindroany ny tranony. Natao famotorana i Aleksey sy Yuliya

  4. 31 Martsa 2023

    Nosavana koa ny tranon’ny maman’i Aleksey sy ny rahalahiny

  5. 4 Oktobra 2023

    Tsy navela nanao dia lavitra izy

  6. 14 Desambra 2023

    Nanomboka ny fitsarana azy