Hijery ny anatiny

Ranabavy Viktoriya Verkhoturova

18 AOGOSITRA 2021
ROSIA

Falifaly Foana ny Ranabavy Viktoriya Verkhoturova na eo aza ny Fiampangana Azy

Falifaly Foana ny Ranabavy Viktoriya Verkhoturova na eo aza ny Fiampangana Azy

Zava-nitranga

  1. Nomelohin’ny fitsaram-paritr’i Priokski, any Nijni Novgorod, ny Ranabavy Viktoriya Verkhoturova, tamin’ny 29 Novambra 2021. Sazy mihantona efa-taona no azony. Mbola tsy nampidirina am-ponja aloha izy izao

  2. 17 Jolay 2020

    Tsy nahazo nankany an-tany hafa i Viktoriya

  3. 26 Martsa 2020

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava i Viktoriya

  4. 17 Jolay 2019

    Nisy polisy folo sy mpanao famotorana iray nanao savahao ny tranony nandritra ny adiny dimy. Natokan’izy ireo efitra i Viktoriya fa tsy nampiarahiny tamin’i Sergey, vadiny. Niezaka nampitahotra an’i Viktoriya ireo polisy ka niresaka taminy hoe hoatran’ny ahoana ny haratsin’ny fiainana any am-ponja

Ilay voampanga

Ampian’i Jehovah ireo rahalahy sy anabavintsika any Rosia ka falifaly foana, na dia enjehina aza. Fantatsika hoe homeny “fifaliana sy fiadanana” foana izy ireo.​—Romanina 15:13.