Hijery ny anatiny

Rahalahy Anton Kokovin

27 NOVAMBRA 2023
ROSIA

‘Handamina ny Zava-drehetra i Jehovah’

‘Handamina ny Zava-drehetra i Jehovah’

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritr’i Dzerzhinskiy any Yaroslavl dia hamoaka didy momba ny Rahalahy Anton Kokovin. Mbola tsy nilaza ny sazy tokony hampiharina aminy ny mpampanoa lalàna hatreto.

Ilay voampanga

Matoky koa isika fa hitahy ny finoana sy ny fiaretan’izay misafidy ny hanohana ny zony hitondra i Jehovah.​—Hebreo 11:6.

Zava-nitranga

  1. 18 Mey 2022

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  2. 19 Mey 2022

    Nosavana ny tranony. Natao famotorana

  3. 6 Jona 2022

    Nampangaina tamin’ny fomba ofisialy hoe nandray anjara tamin’ny asa ataon’ny fikambanana iray mampidi-doza ary tsy navela hanao dia lavitra

  4. 29 Mey 2023

    Nanomboka ny fitsarana azy