Hijery ny anatiny

Ny Rahalahy Dmitriy Ignatov sy Darya vadiny

12 JONA 2024
ROSIA

“Hoatran’ny Ekipa Iray … Manompo An’i Jehovah”

“Hoatran’ny Ekipa Iray … Manompo An’i Jehovah”

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritr’i Sovietski any Oriol dia hamoaka ny didy momba ny Rahalahy Dmitriy Ignatov. Tsy mbola nolazain’ny mpampanoa lalàna hoe inona ny sazy homena azy.

Ilay voampanga

Tena mampahery antsika ny ohatr’i Dmitriy sy Darya. Mampahatsiahy antsika ilay izy hoe rehefa mampifantoka ny saintsika amin’ny zavatra any ambony foana isika, dia hatanjaka foana ny finoantsika na dia miatrika zava-tsarotra aza isika.​—Kolosianina 3:2.

Zava-nitranga

  1. 9 Desambra 2020

    Nosavana ny tranony

  2. 28 Oktobra 2021

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  3. 13 Septambra 2023

    Nosavana indray ny tranony

  4. 4 Martsa 2024

    Nanomboka notsaraina