Hijery ny anatiny

Ranabavy Yelena Gadrshina

3 JONA 2024
ROSIA

‘I Jehovah no Sarobidy Indrindra Amiko’

‘I Jehovah no Sarobidy Indrindra Amiko’

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritr’i Vyselkovskiy any amin’ny Faritanin’i Krasnodar dia hamoaka ny didim-pitsarana momba ny raharaha mahakasika ny Ranabavy Yelena Gadrshina. Tsy mbola nilaza ny sazy tokony homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Faly isika mahafantatra hoe afaka miantehitra amin’i Jehovah hoatran’i Yelena isika, dia hampiasa ny heriny izy mba hiarovana antsika.​—Salamo 54:1, 2.

Zava-nitranga

  1. 13 Febroary 2022

    Nosavana ny tranony. Nalain’ny manam-pahefana ny fitaovana elektronika nananany sy ny karta fakany vola ary ny antontan-taratasy mombamomba azy

  2. 15 Jona 2023

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  3. 10 Aogositra 2023

    Natao famotorana ary tsy nahazo nanao dia lavitra

  4. 30 Janoary 2024

    Nanomboka ny fitsarana