Hijery ny anatiny

14 JANOARY 2021
ROSIA

Mbola Melohin’ny Fitsarana Ambony Ihany ny Rahalahy Anatoliy Tokarev

Mbola Melohin’ny Fitsarana Ambony Ihany ny Rahalahy Anatoliy Tokarev

Tsy nanome rariny an’ny Rahalahy Anatoliy Tokarev ny fitsarana any Kirov, tamin’ny 14 Janoary 2021, rehefa nampakatra ny raharaha tany amin’ny fitsarana ambony io rahalahy io. Hampiharina amin’izay izao ilay saziny hoe mandoa vola 500 000 roubles (Ar 25 tapitrisa mahery).