Hijery ny anatiny

Rahalahy Khasan Kogut sy Yekaterina vadiny, taorian’ilay didim-pitsarana

10 SEPTAMBRA 2020
ROSIA

Melohin’ny Fitsarana Rosianina ny Rahalahy Khasan Kogut

Melohin’ny Fitsarana Rosianina ny Rahalahy Khasan Kogut

Nomelohin’ny Fitsaran’i Beriozovski any Kemerovo ny Rahalahy Khasan Kogut ny 10 Septambra 2020. Sazy mihantona roa taona sy tapany no saziny. Faly ny Rahalahy Kogut hoe tsy migadra ka mbola afaka miaraka amin’ny vadiny sy ny zanany lahy valo taona.