Hijery ny anatiny

Rahalahy Aleksey Miretskiy sy Yuliya, vadiny, fotoana fohy taorian’ny nanafahana azy. Efa ho roa taona izy no nigadra

4 AOGOSITRA 2021
ROSIA

Nafahana ny Rahalahy Aleksey Miretskiy

Nafahana ny Rahalahy Aleksey Miretskiy

Nafahana ny Rahalahy Aleksey Miretskiy tamin’ny 3 Aogositra 2021, rehefa avy nanefa ny saziny. Izy no nafahana farany tamin’ireo rahalahy dimy avy any Saratov, izay novonovonoina raha vao tonga tao amin’ny fonjan’i Orenburg.