Hijery ny anatiny

Avy any ankavia miankavanana: Rahalahy Vadim Levchuk sy Sergey Britvin taorian’ny nanafahana an-dry zareo tany am-ponja

30 DESAMBRA 2021
ROSIA

Nafahana ny Rahalahy Sergey Britvin sy ny Rahalahy Vadim Levchuk, any Rosia

Nafahana ny Rahalahy Sergey Britvin sy ny Rahalahy Vadim Levchuk, any Rosia

Nafahana ny Rahalahy Sergey Britvin sy ny Rahalahy Vadim Levchuk, tamin’ny 30 Desambra 2021. Faly be ny fianakaviany sy ny namany nitsena azy mirahalahy rehefa nivoaka ny fonja ry zareo. Raha atambatra, dia telo taona sy dimy volana avy izy roa lahy no tany am-ponja.