Hijery ny anatiny

Ranabavy Yuliya Globa

31 JOLAY 2024
ROSIA

Nahazo Sazy Mihantona ny Ranabavy Yuliya Globa

Nahazo Sazy Mihantona ny Ranabavy Yuliya Globa

Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Unechenskiy any amin’ny Faritanin’i Bryansk ny Ranabavy Yuliya Globa, tamin’ny 25 Jona 2024. Nahazo sazy mihantona roa taona sy tapany izy. Mbola tsy migadra izy izao.

Ilay voampanga

Faly isika mahalala hoe afaka mamboraka ny ao am-pontsika amin’i Jehovah koa isika, sady afaka matoky hoe fialofana ho antsika izy.​—Salamo 62:7, 8.

Zava-nitranga

  1. 31 Mey 2023

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava

  2. 22 Jona 2023

    Nosavana ny tranony. Natao famotorana i Yuliya sy Ernst

  3. 28 Septambra 2023

    Tsy nahazo nanao dia lavitra

  4. 31 Janoary 2024

    Nanomboka ny fitsarana azy

  5. 25 Jona 2024

    Nomelohina sady nomena sazy mihantona roa taona sy tapany