Hijery ny anatiny

26 FEBROARY 2021
ROSIA

Nohalefahin’ny Fitsarana Ambony Rosianina ny Sazin’ny Rahalahy sy Ranabavy Rayman

Nohalefahin’ny Fitsarana Ambony Rosianina ny Sazin’ny Rahalahy sy Ranabavy Rayman

Nohamafisin’ny fitsarana any Kostroma, tamin’ny 26 Febroary 2021, ilay didim-pitsarana tamin’ny 20 Oktobra 2020 nanameloka an’ny Rahalahy Sergey Rayman sy Valeriya vadiny. Nohafohezin’ilay fitsarana anefa ny sazin’izy mivady. Lasa telo taona ilay sazy mihantona valo taona nomena an’i Sergey, ary lasa sazy mihantona roa taona ilay fito taona nomena an’i Valeriya. Tsy voatery higadra aloha izy mivady izao.