Hijery ny anatiny

16 JOLAY 2021
ROSIA

Nohamafisin’ny Fitsarana any Rosia fa Mbola Mihatra ny Sazy Mihantona Nomena ny Rahalahy Iray sy Anabavy Roa

Nohamafisin’ny Fitsarana any Rosia fa Mbola Mihatra ny Sazy Mihantona Nomena ny Rahalahy Iray sy Anabavy Roa

Rehefa avy niverina nandinika ny raharaha mahakasika ny Rahalahy Aleksandr Prianikov sy ny Anabavy Venera ary Darya Dulova ny Fitsaran’i Karpinsk, dia namoaka didy tamin’ny 15 Jolay 2021 fa mbola mihatra ny sazy mihantona nomena azy ireo. Hampakatra ny raharaha any amin’ny fitsarana ambony ry zareo. Tsy nampidirina am-ponja aloha ry zareo amin’izao.