Hijery ny anatiny

29 MARTSA 2021
ROSIA

Nolavina ny Fangatahan’ny Rahalahy Semyon Baybak Hampakatra Fitsarana Ambony any Rosia

Nolavina ny Fangatahan’ny Rahalahy Semyon Baybak Hampakatra Fitsarana Ambony any Rosia

Namoaka didy ny fitsarana any Rostov, tamin’ny 29 Martsa 2021, hoe hampiharina ilay didy tamin’ny voalohany hoe homena sazy mihantona telo taona sy tapany ny Rahalahy Semyon Baybak. Tsy miditra am-ponja aloha izy izao.