Hijery ny anatiny

5 APRILY 2021
ROSIA

Nolavin’ny Fitsarana Rosianina ny Fampakarana Fitsarana Ambony Nataon’ny Rahalahy Yuriy Savelyev

Nolavin’ny Fitsarana Rosianina ny Fampakarana Fitsarana Ambony Nataon’ny Rahalahy Yuriy Savelyev

Nolavin’ny Fitsaram-paritr’i Novossibirsk, tamin’ny 5 Aprily 2021, ny fampakarana fitsarana ambony nataon’ny Rahalahy Yuriy Savelyev ka mbola mihatra ilay saziny higadra enin-taona. Mbola hangataka fampakarana fitsarana ambony ihany izy.