Hijery ny anatiny

16 MARTSA 2021
ROSIA

Nolavin’ny Fitsarana Rosianina ny Fangatahan’ny Rahalahy Yevgeny Golik Hampakatra Raharaha any Amin’ny Fitsarana Ambony

Nolavin’ny Fitsarana Rosianina ny Fangatahan’ny Rahalahy Yevgeny Golik Hampakatra Raharaha any Amin’ny Fitsarana Ambony

Nohamafisin’ny fitsarana iray any amin’ny Faritra Mahaleo Tena Jiosy, tamin’ny 16 Martsa 2021, hoe meloka ny Rahalahy Yevgeny Golik. Mbola mihatra àry ilay sazy mihantona roa taona sy tapany. Tsy mila mankany am-ponja aloha izy izao.