Hijery ny anatiny

15 MARTSA 2021
ROSIA

Nomena Sazy Mihantona Enin-taona ny Rahalahy Vladimir Filippov

Nomena Sazy Mihantona Enin-taona ny Rahalahy Vladimir Filippov

Nomelohin’ny fitsaram-paritr’i Nadezhdinskiy any amin’ny Faritanin’i Primorye, tamin’ny 15 Martsa 2021, ny Rahalahy Vladimir Filippov, izay 77 taona. Nomen’ny fitsarana sazy mihantona enin-taona izy. Tsy voatery hiditra am-ponja aloha i Vladimir izao.