Hijery ny anatiny

23 MARTSA 2021
ROSIA

Resy Tany Amin’ny Fitsarana Ambony ny Ranabavy Galina Parkova any Rosia

Resy Tany Amin’ny Fitsarana Ambony ny Ranabavy Galina Parkova any Rosia

Nolavin’ny fitsarana any Rostov, tamin’ny 22 Martsa 2021, ny fangatahan’ny Ranabavy Galina Parkova hampakatra raharaha any amin’ny fitsarana ambony. Hampiharina amin’izay àry ny sazy mihantona roa taona sy telo volana nomena azy tamin’ny voalohany. Tsy mila mankany am-ponja aloha izy izao.