14 MEY 2021
ROSIA
Resy Teny Amin’ny Fitsarana Ambony ny Rahalahy Vladimir Filippov
Nolavin’ny fitsarana iray any Primorye, tamin’ny 14 Mey 2021, ny fangatahan’ny Rahalahy Vladimir Filippov hampakatra fitsarana ambony. Hampiharina amin’izay ilay content sazy mihantona enin-taona tamin’ny voalohany. Tsy voatery higadra aloha izy izao.