Hijery ny anatiny

Ranabavy Irina Zinina

12 AOGOSITRA 2024
ROSIA

“Tsy Irery Mihitsy Aho”

“Tsy Irery Mihitsy Aho”

Tsy ho ela ny Fitsaram-paritr’i Vyselkovskiy ao amin’ny Faritanin’i Krasnodar dia hamoaka didy momba ny Ranabavy Irina Zinina. Tsy mbola nanapa-kevitra ny amin’ny sazy homena azy ny mpampanoa lalàna.

Ilay voampanga

Matoky isika hoe mbola hampahery an’i Irina foana i Jehovah sady hampahery antsika koa, satria isika miezaka manahaka azy sy ‘mifankatia foana.’​—1 Jaona 4:7.

Zava-nitranga

  1. 13 Febroary 2022

    Nosavana ny trano ipetrahan’i Irina sy ny ray aman-dreniny

  2. 23 Mey 2023

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava. Voampanga ho nandray anjara tamin’ny asa ataon’ny fikambanana mampidi-doza satria niresaka ny zavatra inoany

  3. 22 Jolay 2023

    Tsy nahazo nanao dia lavitra

  4. 8 Febroary 2024

    Nanomboka ny fitsarana azy