Hijery ny anatiny

26 FEBROARY 2021
ROSIA

Tsy Mety Manafaka Mialoha An’ny Rahalahy Aleksey Miretskiy ny Fitsarana Rosianina

Tsy Mety Manafaka Mialoha An’ny Rahalahy Aleksey Miretskiy ny Fitsarana Rosianina

Nolavin’ny fitsarana iray any Orenburg, tamin’ny 26 Febroary 2021, ny fangatahan’ny Rahalahy Aleksey Miretskiy mba hafahana alohan’ny fotoana. Anisan’ireo rahalahy dimy novonovonoina tany am-ponja tamin’ny Febroary 2020 izy. Efa nanefa ny antsasa-manilan’ny saziny izy. Amin’ny 8 Mey 2021 izy no tokony hivoaka ny fonja.