Hijery ny anatiny

11 MARTSA 2021
ROSIA

Tsy Nekena ny Fampakarana Fitsarana Ambony Nataon’ny Ranabavy Anastasiya Sycheva any Rosia

Tsy Nekena ny Fampakarana Fitsarana Ambony Nataon’ny Ranabavy Anastasiya Sycheva any Rosia

Nolavin’ny fitsarana any amin’ny Faritra Mahaleo Tena Jiosy, tamin’ny 11Martsa 2021, ny fangatahana fampakarana fitsarana ambony nataon’ny Ranabavy Anastasiya Sycheva. Hampiharina amin’izay ilay sazy mihantona roa taona. Tsy mila miditra am-ponja aloha izy izao.