Hijery ny anatiny

2 MARTSA 2021
ROSIA

Tsy Neken’ny Fitsarana Rosianina ny Fangatahan’ny Rahalahy Ruslan Alyev Hampakatra ny Raharaha any Amin’ny Fitsarana Ambony

Tsy Neken’ny Fitsarana Rosianina ny Fangatahan’ny Rahalahy Ruslan Alyev Hampakatra ny Raharaha any Amin’ny Fitsarana Ambony

Nolavin’ny fitsarana any Rostov, tamin’ny 1 Martsa 2021, ny fangatahan’ny Rahalahy Ruslan Alyev ka ilay didim-pitsarana tamin’ny voalohany ihany no mihatra, izany hoe ilay sazy mihantona herintaona. Tsy mila mankany am-ponja aloha izy izao.