Hijery ny anatiny

Rahalahy Igor Gusev

15 NOVAMBRA 2022 | VAOVAO FARANY: 17 NOVAMBRA 2022
ROSIA

VAOVAO FARANY: ASAINA MANDOA LAMANDY | Nampahery Azy ny Modelin’ireo Mpiara-manompo Hafa Enjehina

VAOVAO FARANY: ASAINA MANDOA LAMANDY | Nampahery Azy ny Modelin’ireo Mpiara-manompo Hafa Enjehina

Namoaka didy manameloka an’ny Rahalahy Igor Gusev ny Fitsaram-paritr’i Zheleznodorozhny any Krasnoïarsk, tamin’ny 17 Novambra 2022. Voasazy handoa lamandy 600 000 rouble (43 tapitrisa ariary eo ho eo) izy.

Zava-nitranga

  1. 21 Mey 2020

    Tamin’ilay raharaha mahakasika ny Rahalahy Vitaliy Sukhov no voalohany niresahany tamin’ny manam-pahefana

  2. 17 Febroary 2022

    Nampangaina ho mpanao heloka bevava i Igor satria hoe nandamina ny zavatra ataon’ny fikambanana iray raran’ny fanjakana

  3. 23 Aogositra 2022

    Nanomboka ny fitsarana azy

Ilay voampanga

Mampahery antsika koa ny modelin’ireo rahalahy sy anabavintsika be herim-po ireo. Ary “rehefa mandinika ny soa entin’ny fitondran-tenany” isika, dia lasa te ‘hanahaka ny finoany.’​—Hebreo 13:7.