Hijery ny anatiny

Ny Rahalahy Aleksandr Seredkin sy Svetlana vadiny

28 JOLAY 2022
ROSIA

VAOVAO FARANY: NOGADRAINA ILAY RAHALAHY | Mana-namana Be dia Be Azo Ianteherana

VAOVAO FARANY: NOGADRAINA ILAY RAHALAHY | Mana-namana Be dia Be Azo Ianteherana

Namoaka didy manameloka an’ny Rahalahy Aleksandr Seredkin ny Fitsaram-paritr’i Oktyabrskiy, any Novossibirsk, tamin’ny 15 Novambra 2022. Voasazy higadra enin-taona izy ary tonga dia mihatra ilay izy.

Zava-nitranga

  1. 19 Aprily 2019

    Voaheloka ho mpanao heloka bevava

  2. 21 Aprily 2019

    Nambenana an-trano

  3. 8 Mey 2019

    Natao tao amin’ny lisitry ny olona “mpampihorohoro”

  4. 2 Martsa 2022

    Nanomboka notsaraina satria hoe nanao heloka bevava

Ilay voampanga

Faly isika hoe mbola ‘mifampahery sy mifanampy foana’ ny rahalahy sy anabavintsika, mba hanomezana voninahitra an’i Jehovah.​—1 Tesalonianina 5:11.