Hijery ny anatiny

Ranabavy Valentina Samus

26 JOLAY 2023 | VAOVAO FARANY: 20 DESAMBRA 2023
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | ‘Eo Akaikiko eo Foana i Jehovah’

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | ‘Eo Akaikiko eo Foana i Jehovah’

Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Dimitrovskiy any Kostroma ny Ranabavy Valentina Samus, ny 19 Desambra 2023, dia nomena sazy mihantona enina taona. Tsy voatery miditra am-ponja aloha izy amin’izao.

Ilay voampanga

Mampionona antsika ny mahafantatra fa afaka miantehitra amin’i Jehovah isika na inona na inona fitsapana mahazo antsika, ary afaka matoky fa “tsy misy vatolampy tahaka ny Andriamanitsika.”​—1 Samoela 2:2.

Zava-nitranga

  1. 17 Febroary 2022

    Nosokafana ny raharaham-pitsarana iampagana azy ho mpanao heloka bevava

  2. 15 Martsa 2022

    Nosavana ny tranony

  3. 15 Desambra 2022

    Voampanga dia nofehezina ny zavatra azony natao

  4. 24 Martsa 2023

    Nanomboka ny fitsarana