Hijery ny anatiny

Ranabavy Tatyana Obizhestvit

6 MEY 2022 | VAOVAO FARANY: 21 FEBROARY 2023
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | Matoky An’i Jehovah i Tatyana Obizhestvit

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | Matoky An’i Jehovah i Tatyana Obizhestvit

Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Vakhitovskiy any Kazan, any amin’ny Repoblikan’i Tatarstan, ny Ranabavy Tatyana Obizhestvit tamin’ny 20 Febroary 2023. Nahazo sazy mihantona roa taona izy. Mbola tsy nampidirina am-ponja aloha izy izao.

Zava-nitranga

  1. 19 Janoary 2020

    Nataon’ny polisy savahao ny tranon’i Tatyana sy ny tranon’ny Vavolombelon’i Jehovah hafa any Kazan. Nalaina am-bavany i Tatyana, dia avy eo notanana am-ponja vonjimaika

  2. 21 Janoary 2020

    Nafahana izy ary nambenana tao an-tranony

  3. 25 Mey 2021

    Nanomboka ny fitsarana azy

Ilay voampanga

Tena modely ho antsika i Tatyana satria matoky an’i Jehovah sady tsy miantehitra amin’ny fahaizany rehefa miaritra ny fitsapana mahazo azy.​—Ohabolana 3:5.