Hijery ny anatiny

Ranabavy Tatyana Oleynik

20 JONA 2023 | VAOVAO FARANY: 23 AOGOSITRA 2023
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | “Tsy Maintsy Hahavita Tsy Hivadika Amin’i Jehovah Aho”

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY ANABAVY | “Tsy Maintsy Hahavita Tsy Hivadika Amin’i Jehovah Aho”

Nomen’ny Fitsaram-paritr’i Oktyabrskiy, any Novosibirsk, sazy mihantona efa-taona ny Ranabavy Tatyana Oleynik, tamin’ny 22 Aogositra 2023. Tsy voatery migadra aloha izy izao.

Ilay voampanga

Matoky isika fa mbola hotahin’i Jehovah foana i Tatyana sy izay rehetra “vonona hankatò” amin’ny zava-drehetra.​—Jakoba 3:17.

Zava-nitranga

  1. 19 Aprily 2019

    Nosavaina ny tranony

  2. 18 Novambra 2021

    Nanomboka ny famotopotorana momba azy

  3. 26 Janoary 2023

    Nanomboka notsaraina