Hijery ny anatiny

Rahalahy Vadim Fedorov

22 MARTSA 2023 | VAOVAO FARANY: 28 APRILY 2023
ROSIA

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Vonona Hanao An’izay Hasain’i Jehovah Hataoko Aho”

VAOVAO FARANY: VOAHELOKA ILAY RAHALAHY | “Vonona Hanao An’izay Hasain’i Jehovah Hataoko Aho”

Nomen’ny fitsarana any Asha, any amin’ny faritr’i Chelyabinsk, sazy mihantona enin-taona ny Rahalahy Vadim Fedorov, tamin’ny 28 Aprily 2023. Tsy voatery migadra aloha izy amin’izao.

Ilay voampanga

Matoky hoatran’i Vadim isika fa hotahin’i Jehovah sy homeny hery izay tsy mety kivy fa manantena azy sady ‘manaraka ny lalany.’​—Salamo 37:34.

Zava-nitranga

  1. 11 Jona 2021

    Nosavan’ny polisy ny tranon’i Vadim sy Andrey zanany lahy

  2. 29 Aprily 2022

    Nampangaina hoe nanao heloka bevava i Vadim

  3. 1 Desambra 2022

    Nanomboka notsaraina i Vadim