Hijery ny anatiny

Rahalahy Vladimir Skachidub sy Galina vadiny

26 JOLAY 2021
ROSIA

VAOVAO FARANY | “Vao Mainka Aho Akaiky Be An’i Jehovah Rehefa Nenjehina”

VAOVAO FARANY | “Vao Mainka Aho Akaiky Be An’i Jehovah Rehefa Nenjehina”

Nolavin’ny Fitsaram-paritr’i Krasnodar, tamin’ny 20 Aprily 2022, ny fangatahana nataon’ny Rahalahy Vladimir Skachidub, rehefa nampakatra fitsarana izy. Mbola migadra izy amin’izao.

Zava-nitranga

  1. Nomelohin’ny Fitsaram-paritr’i Pavlovskiy, any amin’ny Faritanin’i Krasnodar, higadra efa-taona sy roa volana i Vladimir tamin’ny 11 Oktobra 2021

  2. 30 Desambra 2020

    Nanomboka notsaraina voalohany izy

  3. 23 Jolay 2020

    Nampidirina tao amin’ny lisitry ny olona “mampidi-doza”

  4. 23 Jona 2020

    Nomelohina tamin’ny fomba ofisialy hoe mpanao heloka bevava satria nitory

Ilay voampanga

Matoky tanteraka hoatran’i Vladimir isika hoe mbola hanampy azy foana i Jehovah ‘amin’izay ho vitany ny hiaritra ny zava-drehetra, sady hanam-paharetana sy ho falifaly.’—Kolosianina 1:11.