Hijery ny anatiny

2 SEPTAMBRA 2020
ROSIA

Voaheloka Higadra Efa-taona ny Rahalahy Sergey Britvin sy Vadim Levchuk any Rosia

Voaheloka Higadra Efa-taona ny Rahalahy Sergey Britvin sy Vadim Levchuk any Rosia

Namoaka didy ny Fitsaran’i Berezovsky any Kemerovo, ny 2 Septambra 2020 hoe meloka higadra efa-taona ny Rahalahy Sergey Britvin sy Vadim Levchuk. Nangataka ny fampanoavana hoe hogadraina enin-taona sy tapany izy ireo. Hampakatra ny raharaha any amin’ny fitsarana ambony kokoa izy roa lahy.