6 JONA 2017 ROSIA Mercedes Murillo Muñoz HANDEFA Mercedes Murillo Muñoz “Tena matoky be an’io fivavahana io ny Fanjakana.” Miala tsiny fa tsy mety misokatra ilay izy. Haka An'ity Video Ity Mety ho Tianao Koa VAOVAO Video: Ny Hevitry ny Manam-pahaizana Momba ny Fandrahonan’i Rosia Handrara ny Asan’ny Vavolombelon’i Jehovah Any Resahin’ny mpiaro ny zon’olombelona fa ho ratsy laza eran-tany i Rosia ary ho hita hoe tsy manaja ny fahalalahana ara-pivavahana, raha mandrara ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah. VAOVAO Heiner Bielefeldt, efa anisan’ny Mpanao Tatitra Manokana Momba ny Fahalalahana Ara-pivavahana eo Anivon’ny Firenena Mikambana “Raha ny Vavolombelon’i Jehovah no lazaina fa mampidi-doza, dia isika rehetra mihitsy izany no mampidi-doza.” VAOVAO Pr. Massimo Introvigne, Manam-pahaizana Momba ny Fiaraha-monina “Tsy mahery setra mihitsy ny Vavolombelon’i Jehovah, fa iharan’ny herisetra foana.” VAOVAO Annika Hvithamar, Mpampianatra Momba ny Fivavahana Kristianina, ao amin’ny Oniversiten’i Copenhague ‘Raha mampidi-doza ny Vavolombelon’i Jehovah, dia tokony hoheverina ho mampidi-doza koa ny ankamaroan’ny Fivavahana Kristianina hafa.’ VAOVAO Lyudmila Alekseyeva, Talen’ny Fikambanana Helsinki any Moscou sady anisan’ny Vaomiera Miaro ny Fiaraha-monina sy ny Zon’olombelona, izay miara-miasa amin’ny filoha rosianina “Tsy fahadisoana fotsiny ilay izy, fa heloka bevava mihitsy” Hanao Pirinty Hizara Hizara Mercedes Murillo Muñoz VAOVAO Mercedes Murillo Muñoz, Manam-pahaizana Momba ny Lalàna Mifehy ny Eglizy, ao Amin’ny Oniversiten’ny King Juan Carlos (Espaina) Malagasy Mercedes Murillo Muñoz, Manam-pahaizana Momba ny Lalàna Mifehy ny Eglizy, ao Amin’ny Oniversiten’ny King Juan Carlos (Espaina) https://cms-imgp.jw-cdn.org/img/p/802017820/univ/art/802017820_univ_sqr_xl.jpg