Hijery ny anatiny

6 MEY 2019
ROSIA

Famintinana ny Fisamborana sy Fanagadrana An’i Dennis Christensen

Famintinana ny Fisamborana sy Fanagadrana An’i Dennis Christensen

Aseho ato amin’ity video 11 minitra ity ny fizotran’ny raharaha momba an’i Dennis Christensen, nanomboka tamin’ny nisamborana azy tamin’ny Mey 2017.