Hijery ny anatiny

21 JONA 2017
ROSIA

Video: Mpitandro Filaminana Rosianina Manao Bemidina Manakorontana Fotoam-pivavahana Milamina Tsara

Video: Mpitandro Filaminana Rosianina Manao Bemidina Manakorontana Fotoam-pivavahana Milamina Tsara

Nanao bemidina nanakorontana fotoam-pivavahana milamina tsara nataon’ny Vavolombelon’i Jehovah tao Oriol, any Rosia, ny mpitandro filaminana rosianina mitam-piadiana, tamin’ny 25 Mey 2017.