Hijery ny anatiny

8 MEY 2021
TURKMÉNISTAN

Rahalahy 16 avy Amin’ny Fonja Samihafa no Nafahan’i Turkménistan

Rahalahy 16 avy Amin’ny Fonja Samihafa no Nafahan’i Turkménistan

Nahafahan’i Turkménistan ireo rahalahintsika 16 tany am-ponja, tamin’ny 8 Mey 2021. Nomelohina izy ireo satria tsy nety nanao rahahara miaramila noho ny feon’ny fieritreretany. Miara-paly amin’ireo rahalahintsika tsy mivadika ireo sy ny fianakaviany isika.