Hijery ny anatiny

TURKMÉNISTAN

Fotoana Niavaka tany Turkménistan

Fotoana Niavaka tany Turkménistan
  1. 22 OKTOBRA 2014: Nafahana ny Vavolombelona valo nogadraina tsy ara-drariny, taorian’ny famotsoran-keloka avy amin’ny filoham-pirenena

  2. 21 AOGOSITRA 2008: Nangataka ny hosoratana ara-panjakana ny Vavolombelon’i Jehovah, saingy mbola tsy neken’ny fitondrana

  3. 18 MEY 1992: Napetraky ny fitondrana ny lalam-panorenana vaovao miaro ny zon’ny olona tsirairay

  4. 27 OKTOBRA 1991: Lasa firenena mahaleo tena i Turkménistan

  5. Taorian’ny taona 1980: Voaray ny tatitra voalohany momba ny asan’ny Vavolombelon’i Jehovah any Achgabat