Hijery ny anatiny

Tatitra Momba ny Fivoriambe Iraisam-pirenena

Tatitra Momba ny Fivoriambe Iraisam-pirenena

Mandritra ny fivoriambe iraisam-pirenena ataonay dia mankafy ny fiarahana sy miara-mianatra Baiboly mandritra ny andro maromaro ny olona samy hafa fiteny sy samy hafa firazanana ary avy amin’ny firenena samihafa.