Ny Vavolombelon’i Jehovah Maneran-tany

Angola

  • Luanda, any Angola—Miresaka momba ny Baiboly, amin’ny teny portogey

Topy Maso—Angola

  • 36 149 000—Mponina
  • 169 960—Mpitory mampianatra Baiboly
  • 2 567—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
  • 1 isaky ny 221—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina

FOMBA AMPIASANA NY FANOMEZANAO

Nizara Fanampiana Tamin’ny Mpiara-manompo Tra-boina

Nisy vokany tamin’ny mpiara-manompo an-tapitrisany ny valanaretina COVID-19 sy ny loza hafa, nandritra ny taom-panompoana 2020. Ahoana no nataontsika mba hanampiana azy ireny?

VAOVAO

Manampy An’ireo Tra-boina any Angola ny Vavolombelon’i Jehovah

Nanangana komitin’ny vonjy rano vaky ny Vavolombelona, taorian’ilay tondra-drano tany Benguela, any Angola, mba hanampy an’ireo niharam-boina.