Topy Maso—Népal
- 29 165 000—Mponina
- 2 823—Mpitory mampianatra Baiboly
- 43—Fiangonan’ny Vavolombelon’i Jehovah
- 1 isaky ny 10 465—Isan’ny Vavolombelon’i Jehovah isaky ny mponina
MIFOHAZA!
“Tena Nanohina ny Fonay ny Fitiavan’izy Ireo”
Nisy horohoron-tany nirefy 7,8 amin’ny maridrefy Richter tany Népal, ny asabotsy 25 Aprily 2015. Nasehon’ny Vavolombelon’i Jehovah taorian’izy iny fa mifankatia sy mifanampy izy ireo.
VAOVAO
Fanampiana Iraisam-pirenena Ataon’ny Vavolombelon’i Jehovah ho An’ny Tra-boina any Népal
Mbola manohy mitsabo sy manampy ary mampahery an’ireo niharan-doza ny Vavolombelon’i Jehovah avy amin’ny firenena enina sy ny Komitin’ny Vonjy Rano Vaky ao Népal.
NY TILIKAMBO FIAMBENANA—FIANARANA
Nahafoy Tena Izy Ireo
Anabavy maro no nisalasala raha hahavita hanompo any an-tany hafa. Nandeha ihany anefa izy ireo. Inona no nahatonga azy ho be herim-po? Inona no nianarany tany?